|
|
|
|

Teny iditra1  fihinanam-be
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Tsara izany, hoy i Dolfa, raha hanao fihinanambe isika. [2.895#]
4  nitabataba, nihorakoraka, nanao fihinanam-be nisotro toaka mamo. [2.472]
Singan-teny  5  fihinana, be

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09