|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fihinanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the act of eating
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de manger
Ohatra  6  [2.270] Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro.
7  [2.366] Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora.
8  [2.529] Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana.
Fototeny  9  hinana
Kamban-teny 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny fihinanana io

Teny iditra (2/3)13  fihinanana
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1] Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely
Fototeny  16  hinana

Teny iditra (3/3)17  fihinanana
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.78] [Tanala] fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano

Fivaditsoratra  20  fananihany, fihinanana, hifananany, hifaninana, nanafihany, nanifihana, nanihifana, nifahanany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21