Teny iditra hinana (hana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Rajemisa: Grammaire takila 14]
   [Abinal 1888]
Sampanteny  

2015/03/25