Teny iditra fihinanana (hinana (hana))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of eating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de manger [1.8]
Ohatra 
1Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270]
2Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [2.366]
3Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [2.529]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fihinanana (hinana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (fiteny tsy mihaja) Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [1.1]

Teny iditra fihinanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24