Teny iditra (1/2) | 1 fihisatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba famindra miadana tsikelikely, famindrana miadana taikelikely: Endre izany fihisatry ny fotoana rehefa misy zavatra andrasana mafy |
Fototeny | 4 hisatra |
Teny iditra (2/2) | 5 fîhisatra |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] frein |
Fivaditsoratra | 8 fihisatra, fîhisatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28 |
![]() |