|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  hisatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fikisahana na fikorisana miadana ary mikasoka; tsy fisosana tsara. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  hisatra
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Hodi-jozoro endahana mba horarina hatao tsihy na harona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 (toute l'île). Nom général de l'épiderme de divers végétaux lorsqu'ils sont préparés en vue de la sparterie. Plus spécialement la partie superficielle de la tige du zozoro, Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem.& Schult.(Cyperaceae) lorsqu'on en a éliminé la moelle. Quand la tige est employée entière pour des ouvrages grossiers on l'appelle rindra. La moelle s'appelle fon-zozoro ou fon-kisatra. C'est dans les régions de l'Alaotra et de l'Itasy que l'on pratique surtout cette prépartion artisanale. [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 haratsy, 25 hatsary, hisatra, 26 raha tsy, 27 sahatry

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07