Teny iditra | 1 fihodinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#257] La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction 5 [1.13] rotation |
Ohatra |
6 [2.445#] Izany fihodinana izany no manome herin' aratra. 7 [2.114#] Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. |
Fototeny | 8 hodina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 fihodinana, hifanadino, nidofahany, nidohafany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |