Teny iditra |
fihodinana
(hodina)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3]
|
| Rotation [1.13]
|
Ohatra |
1 | Izany fihodinana izany no manome herin' aratra.
[2.445]
|
2 | Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana.
[2.114]
|
|
Kamban-teny |
|
|