|
|
|
|

Teny iditra1  fihomehezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy
Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] laughter; a laughingstock
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] le rire
Fototeny  6  hehy
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/22