Teny iditra fihomehezana (hehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy
Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Laughter; a laughingstock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le rire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31