|
|
|
|

Teny iditra1  fihotana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitsakoana hanina, izay akana ny tsirony fotsiny fa aloa indray rahefa avy eo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] mastication
Fototeny  5  hota
Tovy hevitra  6  fitsakoana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fihotana io

Fivaditsoratra  8  afantohy, fihotana, fitohana, fotahina, hafatony, hafotany, hanafito, hatafony, hitafoan, hotafain, hotafian, hotafina, ifantoha, notahafi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21