Teny iditra fitsakoana (tsako)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapotipotehana amin' ny nify ao am-bava: Aza zatra amin' ny fitsakoana amin' ny nify anoloana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay mastication [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra fihotana

2011/06/30