Teny iditra fihozongozona (hozongozona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy efa malemy mila hianjera [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31