Teny iditra | hozongozona (hozona) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Hetsiketsika, hevingevina. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | shaking, trembling, agitation [Richardson 1885] | |||
Fandikana frantsay | commotion, secousse, branlement [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | hozona [tsy fampiasa kokoa noho hozongozona] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |