Teny iditra fihozongozona (hozongozona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mihozongozona, izany hoe mihetsiketsika miverimberina noho izy efa malemy mila hianjera [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05