|
|
|
|

Teny iditra1  fijangajangana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] adultery, licentiousness
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#291, 1.8] luxure
6  [1.8] adultère
Ohatra  7  [2.529#] Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana!
8  [2.5] Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina
Fototeny  9  jangajanga
Mpanahaka  10  fandehandehanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11