Teny iditra | fijanonana (janona) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Famaritana malagasy | Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika ¶ Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina ¶ Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny ¶ Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana ¶ Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | a stop; an interruption; [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | arrêt, halte [Hallanger 1974] | ||
station, stationnement, halte [SLP 1986] | |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |