|
|
|
|

Teny iditra1  fijanonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  janona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika
Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina
Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny
Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana
Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a stop; an interruption;
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] arrêt, halte
7  [1.13] station, stationnement, halte
Ohatra  8  [2.643#] Nohararaotinay io andro fijanonana io mba hihazana sy hirembena hanin-kanina.
9  [2.69#] Ary dia misy fijanonana kely ataony hoe alina fatoriana sy fanindrian' Inenibe azy rehetra.
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  12 fanjoniana, 13 fijanonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12