Teny iditra | 1 fijejojejoana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] wanton or lewd conduct |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#294, 1.8] la dissipation 6 [1.3#294] la légèreté, la luxure |
Ohatra |
7 [2.996#56.004.019] ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra. |
Fototeny | 8 jejojejo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |