Teny iditra | 1 fijerena |
Fototeny | 2 jery |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna... Zavatra enti-mijery Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fijerena io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |