|
|
|
|

Teny iditra1  fijomojomo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  jomojomo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina; fomba entina manangoly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11