Teny iditra fikaly (kaly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mikaly, izany hoe manao zavatra amim-pitandremana fatratra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fikaly (kaly)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo kalina, tokony hokalina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31