Teny iditra | kaly | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Tandrina, kajy. [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | careful attention to a task [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | application minutieuse [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | kaly | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | [Tanosy] dia, tsy tamana: Biby kaly [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |