|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fikapohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  kapoka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fivelesana, famonoana amin' ny tanana na amin-javatra; fanasaziana, famaizana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] battage
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fikapohana io

Teny iditra (2/2)7  fikapohana
Sokajin-teny  8  anarana
Fototeny  9  kapoka
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.13] fitaovana fivelezam-bary na fanesorana voan-javamaniry samihafa
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.13] batteuse

Fivaditsoratra  12  fikapohana, fikopahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29