Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vono atao amin' ny tanana na zavatra (hazo, karavasy...) azera amin' ny olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A blow; a beating [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coup; action de battre [1.3, 1.8]
 Action d'additioner, de former un tout [1.3]
Ohatra 
1Mahazo kapoka aho anio, hoy i Mora. [2.442]
2Sao, hono, hatao maty kapoka ny soavaliny. [2.470]
3Ny tsaroako farany dia kapoka mafy tamin' ny lohako dia izay. [2.4]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Dia: biby kapoka [1.78]

Teny iditra kaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Gobelet: kapoaka [1.19]

Teny iditra kapoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tanosy] (au sens général kapoka : coup, action de frapper). Voacanga thouarsii Roem. & Schult.(Apocynaceae). Avec le latex très tenace, on fabrique des gluaux sur lesquels les oiseaux viennent se coller. Il ne reste plus qu'à leur donner des coups et à s'en emparer. Voir aussi kaboka. [1.196]
Anarana siantifika Voacanga thouarsii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13