Teny iditra | 1 fikapoka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mikapoka Azo kapohina: Tsy fikapoka ny loha malemin' ny ankizy |
Fototeny | 4 kapoka |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fikapoka io |
Fivaditsoratra | 6 fikapoka, fikopaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |