|
|
|
|

Teny iditra1  fikarakarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena
Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano
Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy
Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] taking care of, looking after
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] action de prendre soin; administration
Fototeny  6  karakara

Fivaditsoratra  7  fikarakarana, firakarakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21