Teny iditra karakara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Taking care of things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'avoir soin, de s'occuper de [1.8]
Ohatra 
1Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny; [2.113]
2Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445]
Sampanteny 
 

Teny iditra karakara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy An open network, as in a fence [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grillage, treillis [1.8]

Teny iditra karakara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Tehina lava [1.78]

Teny iditra karakara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] (« à grandes feuilles »). Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier. La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes. On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces. [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra karakaraberavina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21