Teny iditra fikaratsahana (karatsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana na famoahana feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feo mikepokepoka toy ny an' ny ravi-maina voahitsaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20