Teny iditra fikaratsaka (karatsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31