Teny iditra fikaratsaka (karatsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20