| Teny iditra | 1 fikatrokatroka |
| Fototeny | 2 katrokatroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 ny fikatrokatroky ny tantanana mankarenina ny sofina;
[2.996]
5 Fa ny fikatrokatroka an-gadon' ny miaramila misafo tanàna no reny manako any ho any. [2.472#230] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|