|
|
|
|

Teny iditra1  fikikisana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] décapage
corrosion
Voambolana  5  Toe-karena: fanorenana
Fototeny  6  kiky
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11