Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikaohana mba hampahanify, fanadiovana mba hanalana ireo miraikidraikitra amin-javatra diovina [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] tazo [1.78]
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] kitro [1.78]
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Karazam-biby dia [1.78]

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra kiky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (au sens général : déchets de ratissage, raclures ; comparer au malais kikis : copeaux rejetés par le rabot). Nom donné à une Graminée : Sporobolus subtilis Kunth (Poaceae), généralement considérée comme sans utilité. [1.196]
Anarana siantifika Sporobolus subtilis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27