| Teny iditra | 1 fikikisana |
| Fototeny | 2 kiky |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 décapage
6 corrosion [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 7 vy fikikisana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22 |
|