|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fikitra
Fototeny  2  kitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady.
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fikitra io

Teny iditra (2/4)7  fikitra
Fototeny  8  kitra
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1] Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina

Teny iditra (3/4)11  fikitra
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1] Fitazonana mafy, fisarangotana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] same as fihitra
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] Action de se cramponner, de saisir fortement, de persister, de s’appliquer, opiniâtreté. Ce mot synonyme de fihitra, mais plus généralement usité, se conjugue de la même manière.
Sampanteny 
16  Matoantenin' ny mpanao :
17  Matoantenin' ny iharana :
18  Matoantenin' ny fameno :
19  Anarana :
20  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)21  fikitra
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.19] [Tankarana] petit et mince.
Tovy hevitra  24  fihitra

Fivaditsoratra  25  afikitr, fikitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02