Teny iditra fikodadaka (kodadaka (dadaka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mikodadaka, izany hoe miteny haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de bredouiller [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28