Teny iditra | 1 kodadaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation |
Fototeny | 5 dadaka |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 kodada |
Fivaditsoratra | 11 akodadak, kodadaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |