Teny iditra | fikodedika (kodedika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de bredouiller [1.3] | |
Tovy hevitra | fikodedy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |