Teny iditra fikodedy (kodedy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1]
Tovy hevitra fikodedika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05