|
|
|
|

Teny iditra1  fikorisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#356] Manière de glisser
Fototeny  5  korisa

Fivaditsoratra  6  fikorisa, fisariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21