Teny iditra fikorontanana (korontana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy filaminana, fisafotofotoana
¶ Tsy fifanarahana, tabataba, fitabatabana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy disorder, rebellion; a quarrel, disunion [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay désordre, trouble, tumulte; querelle, dispute [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31