Teny iditra fikosoka (kosoka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mikosoka, na mikasoka mafy mba hialan' ny loto
Azo kosohina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14