Teny iditra fikotra (kotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fakofako, loto [Rakotosaona 1972]
 Fakofako na korontan-javatra maloto [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay balayures, saletés [Abinal 1888]

2012/11/26