Teny iditra |
kotra
|
Sokajin-teny | anarana na tambinteny
|
Famaritana malagasy | Tany fambolena lany tsiro noho ny tsy fiovaovan' ny voly natao teo aminy ¶ Ela nanaovana: Tany efa kotra [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | Terrain fatigué, épuisé par un même genre de culture et qu'on laisse en jachère ; ancien, usé : qui se pratique depuis longtemps; qui a fait son temps, tombé en désuétude [Abinal 1888]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Endriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
tany kotra |
|
Teny iditra |
kotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
kitapo hoditra kely fitahirizana karatra isan-dahy [Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
kitapo hoditra fitondra miady [Rakotosaona 1975]
|
| Kitapo misy entana fentina mandeha (mazàna no hoditra ny kotra, nefa azo anaovana kotra koa rehefa mety ho zavatra mafimafy fanao kitapo). [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | Giberne, petite valise, petit sac de voyage et en général tout petit sac qu’on porte en voyageant et qui est fait en cuir ou en une autre matière résistante [Abinal 1888]
|
|
Teny iditra |
kotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Volotsangana vaventy toy ny valiha no mitambatra maromaro mihantona rehefa nolavahana, asiana hazo tsivalana toy ny fefiny eo antenatenany ary misy tady lava mifatotra eo amin' ny fihantonany mba hahatonga ireo volotsangana hikotrana rehefa sintonina ilay tady: mifampiankapoka amin' ilay tsivalan-kazo ny vatany ka mamoaka feo mipoapoaka [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kotra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | [Taisaka]
antitra [Rakotosaona 1975]
|
Teny nalaina |
|