Teny iditra fikotrana (kotrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona mikotrana, na mifampipoka, mifanditra, mitabataba [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31