Teny iditra | kotrana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana. Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Bruit d'un choc. Choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | kotrana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [1.1] | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |