Teny iditra | 1 filahiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Firafetana ara-batana mampiavaka ny lahy, organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-lahy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] organe sexuel mâle |
Voambolana |
5 Haiaina |
Fototeny | 6 lahy |
Tovy hevitra | 7 lataka, voty, voto |
Fivaditsoratra | 8 filahiana, filiahana, hafaliany, hafalinay, halafinay, hifaliana, ilafihana, lafihanay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |