|
|
|
|

Teny iditra1  filalaovana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] play; the object or victim of play or amusement
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] jeu, amusement ; celui de qui on se joue
Ohatra  5  [2.69#] Ampefy natao filalaovana no nanjary mpamandrika.
6  [2.529#] Ao amin' ny efitra filalaovana aho, rahefa tonga ianareo.
Voambolana  7  Kilalao
Fototeny  8  lalao
Kamban-teny 
Lahatsoratra  11  Randzavola: filalaovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11