Teny iditra | 1 filankevi-pitantanana |
Singan-teny | 2 filankevitra, fitantanana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.62#404] rafitra misy eo anivon' ny orinasa, ivondronana olona vitsivitsy tendrena avy amina sampandraharaha vitsivitsy mba hiaraka hisalahy amin' ny fitantanan-draharaha iray |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |